Filtra per genere

AWR Malgache

AWR Malgache

Adventist World Radio

"AWR Malagasy"

2053 - 1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Eva 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Aza rerahana ny masonao 5 - ITW Pst Sosthene, Conf AWR 6 - Ny herin`ny fitsanganan`i Kristy tamin`ny maty, fianarana fanampiny
0:00 / 0:00
1x
  • 2053 - 1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Eva 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Aza rerahana ny masonao 5 - ITW Pst Sosthene, Conf AWR 6 - Ny herin`ny fitsanganan`i Kristy tamin`ny maty, fianarana fanampiny
    Mon, 21 Sep 2026
  • 2052 - 1 - Tonga Jesosy mitady ireo izay maniry ho vonjena 2 - Raha te hiompy ombivavy fiz faharoa 3 - Ialao ny ratsy 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - ITw Pst Sosthene Conf AWR 6 - Ho resena ny fahafatesana
    Sun, 20 Sep 2026
  • 2051 - 1 - Aza miankina amin'ny fahalalanao 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Ny vatana hatsangana amin`ny maty
    Sat, 19 Sep 2026
  • 2050 - 1 - Tsy misy tanteraka fa samy marary, aza malaky mitsara 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Tamperament 4 - Fitsipika mibaiko ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zaza 5 - Kristy no Santatra
    Fri, 18 Sep 2026
  • 2049 - 1- Ny voany no hahafantarana azy 2- Sambatra ny madio am-po (Fizarana voalohany) 3- Fazavana Foarabe fahasalamana sy Conference AWR Aout 2026
    Thu, 17 Sep 2026
Mostra altri episodi