Filtrar por gênero

Mba fantatrao ve ?

Mba fantatrao ve ?

Soa i Madagasikara

Podcast sur l'éducation civique et citoyenne à Madagascar. Des émissions sans autre ambition que de partager à tous les Malagasy la connaissance de son environnement social, économique, juridique et politique pour mieux vivre ensemble et construire un développement cohérent aux aspirations de tout un peuple. Fandaharana miandrandra ny fanabeazana ny olom-pirenena eto Madagasikara. Fandaharana tsy misy finiavana afa tsy ny fizarana ny fahalalana mikasika ny lafiny ara-tsosialy, toe-karena, lalàna ary politika eto @ firenena mba hanatsarana ny fiaraha-monina sy hampiharana izay fandrosoana andrandrain'ny maro an'isa. Atolotry ny Dr Nirina MILIJAONA.

9 - Fanehoankevitra momba ny famerenana ny Fokontany ao anaty vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana
0:00 / 0:00
1x
  • 9 - Fanehoankevitra momba ny famerenana ny Fokontany ao anaty vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana

    Miverina amin’ny fototra malagasy ve i Madagasikara? Resahana ato ny anjara toerana lehibe tokony homena ny Fokontany sy ny fananganana rafitra mifanaraka amin’ny maha-malagasy.

    Tue, 07 Apr 2026 - 6min
  • 8 - Fanehoankevitra momba ny toerana tokony homena ny Fokonolona sy fitsapankevi-bahoaka

    Fanehoankevitra momba ny anjara toeran’ny Fokonolona sy ny fitsapankevi-bahoaka amin’ny fanapahan-kevitra lehibe eto Madagasikara.

    Sat, 21 Feb 2026 - 5min
  • 7 - Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana

    Ny demokrasia dia fahefan’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ho an’ny vahoaka. Fahefan’ny vahoaka (satria vahoaka masimandidy).

    Mon, 17 Mar 2025 - 11min
  • 6 - Ny voalaza ao anaty lalampanorenana momba ny Kaominina

    Ny fanontaniana azontsika tonga dia apetraka avy hatrany dia hoe : Tena mizaka tena ara-pitantanana sy ara-bola araky ny voalazan’ny lalampanorenana tokoa ve ny nondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana sa tsia.

    Sun, 01 Dec 2024 - 13min
  • 5 - Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany

    Ny repoblika voalohany dia ny « Repoblika Malagasy » izay nanana ny teny filamatra : Fahafahana-Tanindrazana-Fandrosoana, nanomboka tamin' ny 14 Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975.

    Wed, 26 Jun 2024 - 11min
Mostrar mais episódios