Nach Genre filtern

Mba fantatrao ve ?

Mba fantatrao ve ?

Soa i Madagasikara

Podcast sur l'éducation civique et citoyenne à Madagascar. Des émissions sans autre ambition que de partager à tous les Malagasy la connaissance de son environnement social, économique, juridique et politique pour mieux vivre ensemble et construire un développement cohérent aux aspirations de tout un peuple. Fandaharana miandrandra ny fanabeazana ny olom-pirenena eto Madagasikara. Fandaharana tsy misy finiavana afa tsy ny fizarana ny fahalalana mikasika ny lafiny ara-tsosialy, toe-karena, lalàna ary politika eto @ firenena mba hanatsarana ny fiaraha-monina sy hampiharana izay fandrosoana andrandrain'ny maro an'isa. Atolotry ny Dr Nirina MILIJAONA.

3 - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa
0:00 / 0:00
1x
  • 3 - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa

    Noho ny fangatahana fanazavana fanampiny momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka avy amintsika mpihaino, dia nasiana tapany faharoa ity fandaharana ity. Mazava fa olona hampandany ny lalàna hampiharina eto amin’ny firenena no ilaintsika.

    Sat, 01 Jun 2024 - 10min
  • 2 - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany voalohany

    Ny fanontaniana izay hezahintsika ho valiana amin’ity fandaharana voalohany ity dia ny hoe : « Mba fantatrao ve » ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka araky ny voalaza ao anaty lalampanorenana ?

    Thu, 09 May 2024 - 10min
  • 1 - Fanolorana

    Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana izay anasana antsika olompirenena rehetra mahatsapa fa manana adidy sy andraklitra amin’ny mpiaramonina sy ny mpiarabelona satria ny fahalalana dia harena.

    Thu, 02 May 2024 - 9min