Podcasts by Category

Podcast sur l'actualité de Madagascar. Fatambary est un ustensile très utilisé sur la Grande Île pour doser le riz, aliment de base des Malagasy. A l'instar de cet ustensile doseur, la chronique mesure l'ampleur des bonnes et mauvaises réalisations des décideurs successifs qui ont façonné l'état actuel du pays et le devenir de tout un peuple. Fatambary dia fitaovana fampiasan’ny Malagasy famaharana ny vary atokona. Nomena io anarana io ity fandaharana ity, mba ahazoantsika mandrefy sy manadiady ireo tsanga-kevitra namolavola ny firenena sy ny fiaraha-monina anio, ary hamaritana ny ho avin’ny Malagasy.
- 4 - Ny Vehivavy Malagasy
Raha vao miresaka an’i Madagasikara isika dia anatin’ny saina avy hatrany ny teny hoe « Firenena » ; izany ahenoana ny teny « Reny ».
Mon, 22 Apr 2024 - 5min - 3 - Tahanisa Faharoa
Tohin'ny fandaharana miresaka ny tahanisa vitsivitsy momba an'i Madagasikara. Toa ny fitomboan'ny mponina sy ny toerana misy ny tanora eo an'inivon'ny fiarahamonina malagasy.
Mon, 15 Apr 2024 - 4min - 2 - Tahanisa Voalohany
Amin’ity fandaharana ity dia itodika kely ny momba ny tahanisa vitsivitsy isika izay novinanian’ny famatsiam-bola iraisam-pirenena, ho an’ity taona efatra ambin’ny roapolo sy roa arivo ity.
Mon, 08 Apr 2024 - 4min - 1 - Teny Fanolorana
Fandaharana omentsika anarana hoe « Fatambary » toy ilay kapoaka ampiasaina andavanandro, ilaina rehefa hanokona vary. Ilaintsika tokoa ny mandrefy sy mandanjalanja ny antony maro mahatonga ny firenena toa izao na an-kasoavana na an-karatsiana izany.
Mon, 01 Apr 2024 - 3min
Podcasts similar to Fatambary
100% HONDELATTE Christophe Hondelatte
Au Cœur de l'Histoire Europe 1
Hondelatte Raconte Europe 1
Libre antenne Europe 1
Libre antenne week-end Europe 1
Au Coeur du Crime Europe1
Les Récits extraordinaires de Pierre Bellemare Europe 1 Archives
Les pieds sur terre France Culture
Affaires sensibles France Inter
Ça commence aujourd'hui France Télévisions
C dans l'air France Télévisions
LEGEND Guillaume Pley
Les grands dossiers de l'Histoire par Franck Ferrand Radio Classique
L'After Foot RMC
Enquêtes criminelles RTL
Entrez dans l'Histoire RTL
Le grand récit RTL
Les Grosses Têtes RTL
Les Grosses Têtes - Les archives de Philippe Bouvard RTL
Les histoires incroyables de Pierre Bellemare RTL
L'Heure Du Crime RTL
L’heure du crime : les archives de Jacques Pradel RTL
Parlons-nous RTL
Un jour, une vie RTL
Other Education Podcasts
Stoic Lessons Stoic Lessons
American Stories - VOA Learning English VOA Learning English
The Madagascar Travel Show Brett Massoud
Apprendre l'anglais avec LinguaBoost LinguaBoost
Ask a Teacher - VOA Learning English VOA Learning English
Fantasmes & Erotisme Fantasmes & Erotisme
Something You Should Know Mike Carruthers | OmniCast Media
ICL 3333 Introduction Ashley Thomson
Choses à Savoir - Culture générale Choses à Savoir
Positive Mindset Samson Felix
Positive thinking VERSUS positive KNOWING Linens Garth
6 Minute English BBC Radio
CNN 10 CNN Podcasts
Learn Italian with My Italian Lessons Parlando Italiano
Italian Grammar Italian Beginners
Italian Stories In Italian Barbara Bassi
The Ramsey Show Ramsey Network
Réussir sa vie Christophe BAYS
Learn English Vocabulary Jack Radford
Einschlafen mit Wikipedia Wikipedia & Schønlein Media


