Filtra per genere

Le talisman brisé: le podcast en français-malgache

Le talisman brisé: le podcast en français-malgache

Français Facile - RFI

Tantara mitohy henoina amin’ny teny anankiroa, misy fizarana 25 ary 7 minitra avy. Izay anarahana amin’ny teny Frantsay sy amin’ny tenin-drazanao ireo tantara mahaliana feno hitakitaka sy tetika miafina.

24 - Écoutez la bande-annonce: Le talisman brisé en français-malgache
0:00 / 0:00
1x
  • 24 - Écoutez la bande-annonce: Le talisman brisé en français-malgache

    Tantara mitohy henoina amin’ny teny anankiroa, misy fizarana 25 ary 7 minitra avy. Izay anarahana amin’ny teny Frantsay sy amin’ny tenin-drazanao ireo tantara mahaliana feno hitakitaka sy tetika miafina.

    Crédits: Une coédition RFI – Hachette Livre Internationale avec le soutien de l’Organisation Internationale de la Francophonie.

    Production : Service « langue française », Radio France Internationale Textes : Pierre Lamoussa et Bruno Maurer Musiques : Baco Réalisation : Nicole Nazem et Raphaël Cousseau Production déléguée version malgache : Ando Rakotovoahangy
    Tue, 15 Nov 2022
  • 23 - Écoutez le conte : Rehefa tonga ilay andro ka hihamaitso ny Sahara

    Tsy tany efitra foana akory ny Sahara hatrizay : Tany kanto sady maitso izy io fahiny.

    Henoy ny rivotra, izany, mitomany ny Sahara. Tia hiverina ho maitso izy. 

    Tsy tany efitra foana  akory ny Sahara hatrizay : Tany kanto sady maitso izy io fahiny.

    Nanaja fatratra ny natiora ny mponina tao ary niadana tokoa.

    Nihaza, niompy, ary namboly no anton-draharahan’izy ireo. Tian’izy ireo ny taniny ary ny taniny koa tia azy ireo.

    Naka laka  niaraka tamin’ny fahatongavan’ireo olona tia vola ny fahoriana.

    Tsy tonga hitady fiadanana akory ireo olona ireo fa ny fangoron-karena no laharam-pahamehany .

    Tsy mba nahay nionona izy ireo fa nitady tombony hatrany

    Rehefa mihaza izy ireo dia vonovonoiny fotsiny ny biby. Tsy hoe mba ho hanina akory fa nataon’izy ireo hampiderana  fahakingana.

    Nokapakapainy ny ala, tsy mba  hoe nalainy natao ho fiarovana amin’ny orana na ny masoandro, fa nampiasainy nananganany lapa

    Ny fanaon’ireto olona matim-bola ireto no nandratra ny Sahara

    Hany ka nanapa-kevitra ho lasa tany efitra izy.

    Na izany aza dia nisy tamin’ireo mponina no mbola nijanona nohon’ny fitiavany azy.

    Ontsa azy ireo ny Sahara.

    Ka mba ho fisaorana ny fitiavana avy amin-dry zareo dia notolorany lonaka vitsivitsy ary koa ny moron’ny ony Niger.

    Nanomboka teo dia oryizy.

    Henoy ny rivotra: izany,  mitomany ny Sahara. Tia hiverina ho maitso izy.

    Indray andro, nanontany olon-kendry iray izy ny fomba hamerenana  ny ny rindra sy ny lamina nisy tamin’ny andro fahiny.

    Dia hoy ilay olon-kendry: “ Mitadiava olona mahitsy sy manam-panahy ary manaja ny natiora”.

    Dia nampiany hoe: “ Indray andro any,  hisy lehilahy iray ho avy hanome aina indray ny bozaka sy ny hazo naniry teto tamin’ny andro fahizay.”

    Mahitsy ary manam-panahy izy. Atokany ho an’ny zavamaniry ny fiainany

    Kanefa mba hahitany indray ilay Paradisa very dia tsy maintsy mivoaka mpandresy amin’ ireto olona tia vola be ireto izy. Ho sarotra ihany anefa izany.

    Soa ihany fa hisy mpanampy mahafatra-po iray hanampy azy hihoatra ny sakana rehetra misy, ary koa handresy ireo fahavalony.

    Io olona io no manana ny ambioka hanamaitso anao indray.

    Henoy ny rivotra izany, mitomany ny Sahara. Miandry ilay olona mahitsy sy manam-panahy izy hanamaitso azy indray.

    Arakaraky ny hanajan-tsika ny natiora diamitombony fitiavana azy,  ka ho faingana ny iverenan’ny tany efitra ho maitso.

    Tue, 15 Nov 2022
  • 22 - Épisode 25: Il faut croire au conte

    Ho hain’i Kwamé ve ny hanakana izay mety ho fanafihana maherivaika ataon’ny polisy ary koa hanavotra « Ilay olona mahitsy sy manam-panahy » ?

    Tanaty haizina, sy toerana tsy hay idirana no holalaovina ny sehatra farany !

    Mitam-piadiana avokoa ny olon’i Fendjougou, toy izany koa ny polisy, efa vonona ny vidim-panavotana : 100.000 euros izay mety haka fanahy koa olona sasany hafa…

     

    ► EXERCICES

    (Pour faire les exercices, faites défiler les diapositives vers la droite ►►►)

     

    EXPLICATIONS

     

    Parler au futur

    Verbes réguliers : Pour beaucoup de verbes en –ir et en –er, on prend la base de l’infinitif et on ajoute les terminaisons –ai ; –as ; –a ; –ons ; –ez ; –ont.

    Partir

    Je partirai ; Tu partiras ; Il/elle partira ; Nous partirons ; Vous partirez ; Ils/elles partiront

    Manger

    Je mangerai ; Tu mangeras ; Il/elle mangera ; Nous mangerons ; Vous mangerez ; Ils/elles mangeront

    Pour d’autres verbes (boire, conduire, dire, lire…)

    Je dirai ; Tu diras ; Il/elle dira ; Nous dirons ; Vous direz ; Ils/elles diront

     

    Verbes irréguliers

    Être

    Je serai ; Tu seras ; Il/elle sera ; Nous serons ; Vous serez ; Ils/elles seront

    Avoir

    J’aurai ; Tu auras ; Il/elle aura ; Nous aurons ; Vous aurez ; Ils/elles auront

    Faire

    Je ferai ; Tu feras ; Il/elle fera ; Nous ferons ; Vous ferez ; Ils/elles feront

    Aller

    J’irai ; Tu iras ; Il/elle ira ; Nous irons ; Vous irez ; Ils/elles iront

    Tue, 15 Nov 2022
  • 21 - Épisode 24: Bientôt, le Sahara va reverdir

    Ho hain’i Kwamé ve ny hanakana izay mety ho fanafihana maherivaika ataon’ny polisy ary koa hanavotra « Ilay olona mahitsy sy manam-panahy » ?

    Tanaty haizina, sy toerana tsy hay idirana no holalaovina ny sehatra farany !

    Mitam-piadiana avokoa ny olon’i Fendjougou, toy izany koa ny polisy, efa vonona ny vidim-panavotana : 100.000 euros izay mety haka fanahy koa olona sasany hafa…

    ► EXERCICES

    (Pour faire les exercices, faites défiler les diapositives vers la droite ►►►)

     

    EXPLICATIONS

     

    Exprimer la répétition / le futur

    Pour exprimer la répétition d’une action, on peut mettre re– devant le verbe.

    Voir → Revoir Je dois revoir le professeur Kouada. Faire → Refaire Il faut refaire des expériences. Venir → Revenir Je vais revenir en France.

    Pour parler de l’avenir, on peut utiliser des expressions de temps.

    Bientôt → Bientôt, la police arrêtera le Fendjougou. Un jour → Un jour, un homme viendra. Dans un an ; dans deux ans/mois/jours/heures → Dans deux ans, le désert reverdira.

    Au futur, on conjuge les verbes en –er (arrêter, manger, parler…) comme ceci :

    Je parlerai Tu parleras Il/elle parlera Nous parlerons Vous parlerez Ils/elles parleront
    Tue, 15 Nov 2022
  • 20 - Épisode 23: Quel beau travail !

    Ho hain’i Kwamé ve ny hanakana izay mety ho fanafihana maherivaika ataon’ny polisy ary koa hanavotra « Ilay olona mahitsy sy manam-panahy » ?

    Tanaty haizina, sy toerana tsy hay idirana no holalaovina ny sehatra farany !

    Mitam-piadiana avokoa ny olon’i Fendjougou, toy izany koa ny polisy, efa vonona ny vidim-panavotana : 100.000 euros izay mety haka fanahy koa olona sasany hafa…

    ► EXERCICES

    (Pour faire les exercices, faites défiler les diapositives vers la droite ►►►)

     

    EXPLICATIONS

     

    Féliciter / raconter au passé

    Pour s’exclamer sur la qualité de quelque chose ou quelqu’un, on peut utiliser « quel » ou « quelle » à la place de l’article.

    Masculin :

    Le professeur Omar est un grand savant → Quel grand savant, Omar ! C’est un bon repas → Quel bon repas !

    Féminin :

    Nathalie est une bonne policière → Quelle bonne policière, Nathalie ! C’est une belle maison → Quelle belle maison !

    Pour féliciter quelqu’un, on peut utiliser plusieurs expressions :

    Avec une exclamation : Félicitations ! Bravo ! Félicitations aux mariés ! Avec le verbe « féliciter » : Je te félicite, Kwamé, quel beau travail !

    Le verbe « prendre »

    Je prends l’argent. Tu prends Il/elle prend Nous prenons Vous prenez Ils/elles prennent

    Pour parler d’une situation au passé, on utilise le participe passé du verbe avec « être » ou « avoir ».

    Quelques verbes conjugués avec « avoir » :

    Avoir → J’ai eu Être → J’ai été Garder → J’ai gardé Manger → J’ai mangé Parler → J’ai parlé Donner → J’ai donné Prendre → J’ai pris Arrêter → J’ai arrêté

    Quelques verbes conjugués avec « être » :

    Venir → Elle est venue Partir → Elles sont parties Aller → Je suis allé(e) Rentrer → Il est rentré Arriver → Ils sont arrivés
    Tue, 15 Nov 2022
Mostra altri episodi